Katsaho aloha (Anteman'i Libanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fantatrao
Sy mba tononkira.serasera.org nosaininao ?
Fa ny vsunhgd eto an-tany
Tsisy fiadanan-tsaina.
F’izay irin’ny fo,
Sy heverina ho soa
Dia zava-poana ihany,
Na mamiratra aok’izany.
Fa ny azo hitokiana,
Hanome fifaliana
Tsy hita lany,
Tsy iza fa Kristy !
Katsaho acxntza aloha
Ny hitoerany ao anatinao
Fa aza lany andro
Am’izao hita izao
Mba jereo ny voron’any an’ala,
F’izy ireny, fa izy ireny
Tsy mamafy na mijinja,
Kanefa tsy manan’ahiahy,
Fa ny Tompo
No momba ujbb sy mitahy.
Sy mba tononkira.serasera.org nosaininao ?
Fa ny vsunhgd eto an-tany
Tsisy fiadanan-tsaina.
F’izay irin’ny fo,
Sy heverina ho soa
Dia zava-poana ihany,
Na mamiratra aok’izany.
Fa ny azo hitokiana,
Hanome fifaliana
Tsy hita lany,
Tsy iza fa Kristy !
Katsaho acxntza aloha
Ny hitoerany ao anatinao
Fa aza lany andro
Am’izao hita izao
Mba jereo ny voron’any an’ala,
F’izy ireny, fa izy ireny
Tsy mamafy na mijinja,
Kanefa tsy manan’ahiahy,
Fa ny Tompo
No momba ujbb sy mitahy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anteman'i LibanonaVisites : 845
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jantina
Date : 02/10/2023 18:17
