Tsara ny mihira ho an'Andriamanitra (Faneva faha 5 taona ny antoko mpihira Anjomaran'ny Fitiavana) (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara indrindra Ianao ry Ray
Saotra dera no hasandratray re
Raiso fa tononkira.serasera.org mendrika Anao
Ny voninahitry ny Anaranao

Mampianara anay ry Jesoa
Ho tena miaramilanao
Tafio hery avy Aminao
Mba ho irakao hizara ny teninao

Ref: Haleloia, fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitsika
        Hitory hatrany, ny famonjena avy Aminao
        No hany tarigetranay
        Haleloia, fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitsika
     qthdxdx    Hitory hatrany, ny famonjena avy Aminao
        Ilay Anjomaran'ny Fitiavana

Ndreto izahay ry Tompo
Aoka hamiratra amin'ny finoana
Hamafy gkhm ny teninao, hanoa hatrany
Hanao ny sitrakao

Vonona hizara ny teny
Ka hiaina ny famonjenao
Hanolo-tena tokoa, ho mpianatrao
Ho ljayqaor mpiray lova Aminao

Ref: ....



Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0271