Tsara ny mihira ho an'Andriamanitra (Faneva faha 5 taona ny antoko mpihira Anjomaran'ny Fitiavana) (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara indrindra Ianao ry Ray
Saotra dera no hasandratray re
Raiso fa mendrika Anao
Ny voninahitry ny Anaranao
Mampianara anay ry Jesoa
Ho tena miaramilanao
Tafio hery avy Aminao
Mba ho irakao hizara ny teninao
Ref: Haleloia, fa tsara ny mihira vlpedp ho an'Andriamanitsika
cdjlofvm Hitory hatrany, ny famonjena avy Aminao
No hany tarigetranay
Haleloia, fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitsika
Hitory hatrany, ny famonjena avy Aminao
Ilay Anjomaran'ny Fitiavana
Ndreto izahay ry Tompo
Aoka hamiratra amin'ny finoana
Hamafy ny teninao, hanoa hatrany
Hanao ny sitrakao
Vonona hizara ny teny
Ka hiaina zrfsjsh ny famonjenao
Hanolo-tena tokoa, ho mpianatrao
Ho mpiray lova Aminao
Ref: ....
Tonony sy feony : tononkira.serasera.org RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
Saotra dera no hasandratray re
Raiso fa mendrika Anao
Ny voninahitry ny Anaranao
Mampianara anay ry Jesoa
Ho tena miaramilanao
Tafio hery avy Aminao
Mba ho irakao hizara ny teninao
Ref: Haleloia, fa tsara ny mihira vlpedp ho an'Andriamanitsika
cdjlofvm Hitory hatrany, ny famonjena avy Aminao
No hany tarigetranay
Haleloia, fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitsika
Hitory hatrany, ny famonjena avy Aminao
Ilay Anjomaran'ny Fitiavana
Ndreto izahay ry Tompo
Aoka hamiratra amin'ny finoana
Hamafy ny teninao, hanoa hatrany
Hanao ny sitrakao
Vonona hizara ny teny
Ka hiaina zrfsjsh ny famonjenao
Hanolo-tena tokoa, ho mpianatrao
Ho mpiray lova Aminao
Ref: ....
Tonony sy feony : tononkira.serasera.org RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 2004
Likes : 1 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 11/06/2018 20:59
