NY TOMPO NO HERIKO (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira ho izgdwh an'i Jéhovah aho
Fa avo indrindra Izy (Fandresena)
Fandresena,lehibe jgorwtjt no azo
Mpiady mahery,mpanjaka mandrakizay

Ny tononkira.serasera.org Tompo no heriko,sy fiderako
Tonga namonjy ahy Izy
Izy no fylk Andriamanitro
Ka ho deraiko,hankalazaiko hatrany ny Tompo

Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Myhre Hajavolamena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302