MBA HO IRAY TOKOA (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao manako glzbij ato am-poko
Ilay akom-pandresena
Miray saina handroso isbyzg hatrany
Samy amin'ny talentany avy

Fiv:
Mba ho iray tokoa isika
(Fehim-pihavanana)
Ka hazoto mba hitàna
(Hazoto tokoa mba hitàna)
Izay avy amin'ny Fanahy
Dia ilay FIRAISANA

Andeha hiarkaa isika
Hanohy hatrany ny iraka
Dia ny hitory Teny tononkira.serasera.org soa
Ka hifanampy hifanasoa

Fiv ....

Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena
swijjr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1064