IANAO JESÔ (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) 'Zao isika 'zao tafaray nohon'ny fitiavanyDera ho Azy fa Mpamonjy Izy.
Sambatra ny foko sy fanahy
Dera anie dia ho Anao
Fa nanetry tena Ianao ho ahy.
2) Misy hafanana iray teraka ao am-poko ao
io 'lay hery izay mampitraka ahy.
Sambatra ny foko sy fanahy
Dera anie dia ho Anao
Fa nanetry tena Ianao ho ahy.
Fiv: Ravo ery ny fo, tretrika tokoa
Tonga Ianao Jesô
ampitraka ireo zay mitanondrika
Raha mbola misy koa
Dera, laza, voninahitra
Ho Anao Jesô
Anio, rahampitso, ho mandrakizay.
3) Tsaroko izao fa Ianao
'Lay nihafy mba ho ahy
Hahatanteraka famonjem-panahy
Sambatra ny foko sy fanahy
Dera anie dia ho Anao
Fa nanetry tena Ianao ho ahy.
Fiv : ...
(Mozika)
Fiv : ...
Ity andro ity Ray lafatra tokoa
Namonjena fanahy, nampiova fo
Mpanjaka Ianao Jesô
Nefa nafoinao ny lapanao
Ho famonjena ahy.
Fiv: ...
A/C: RAMANANKILANA Henintsoa
By Rhado
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anjomaran'ny FitiavanaVangy : 952
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anjomarany_Fitiavana_Toamasina
Daty : 13/09/2018 23:06