Olon'afaka (Anjomara Frenjy (A.F.A.I))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olona afaka e
Izay mandray ny teny qbxg soa
Izy no nifidy ny tononkira.serasera.org anjara tsy ho Io Nomena azy ny famonjena
Nomena azy ny fandresena Nomena azy ny fifaliana Nomena azy tsy novidiana
Fa Jeso no tompoiny Izy irery no henoiny
Ka mandroso izy tsy mirona
N'inona n'inona midona
Ny herin'ny Tsitoha,
No miaro izay manoa
Tena afaka tokoa,
Ny olona mifoha
Jeso Kristy Efa nitia
Ny olon'izao
Nomeny qxaa aim-bavao
Tsy nariany, nijaliany
Ka jereny sy vonjena
Lay Satana tsy tamana
Fa miery lany hery
Ny mazava, No nandrava
Ny fbjud aizimbe zay naleha
Fiadanam-po no amin'ny
olona 'Zay manana an'i Jeso
Ary fiainana sy hasambarana
No miandry azy ary ankoatra ary
Izay mandray ny teny qbxg soa
Izy no nifidy ny tononkira.serasera.org anjara tsy ho Io Nomena azy ny famonjena
Nomena azy ny fandresena Nomena azy ny fifaliana Nomena azy tsy novidiana
Fa Jeso no tompoiny Izy irery no henoiny
Ka mandroso izy tsy mirona
N'inona n'inona midona
Ny herin'ny Tsitoha,
No miaro izay manoa
Tena afaka tokoa,
Ny olona mifoha
Jeso Kristy Efa nitia
Ny olon'izao
Nomeny qxaa aim-bavao
Tsy nariany, nijaliany
Ka jereny sy vonjena
Lay Satana tsy tamana
Fa miery lany hery
Ny mazava, No nandrava
Ny fbjud aizimbe zay naleha
Fiadanam-po no amin'ny
olona 'Zay manana an'i Jeso
Ary fiainana sy hasambarana
No miandry azy ary ankoatra ary
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anjomara Frenjy (A.F.A.I)Vangy : 3504
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 15/04/2016 16:18
