Olon'afaka (Anjomara Frenjy (A.F.A.I))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olona afaka e
Izay mandray ny teny soa
Izy no nifidy ny anjara xusn tsy ho Io kazni Nomena azy ny famonjena
Nomena azy ny fandresena Nomena azy ny fifaliana Nomena azy tsy novidiana
Fa Jeso no tompoiny Izy irery no henoiny
Ka mandroso izy tsy mirona
N'inona n'inona midona
Ny herin'ny Tsitoha,
No miaro izay manoa
Tena afaka tokoa, lsmvb
Ny olona mifoha
Jeso Kristy Efa nitia
Ny olon'izao
Nomeny aim-bavao
Tsy nariany, nijaliany
Ka jereny sy vonjena
Lay Satana tsy tamana
Fa miery lany tononkira.serasera.org hery
Ny mazava, No nandrava
Ny aizimbe zay naleha
Fiadanam-po no amin'ny
olona 'Zay manana an'i Jeso
Ary fiainana sy hasambarana
No miandry azy ary ankoatra ary
Izay mandray ny teny soa
Izy no nifidy ny anjara xusn tsy ho Io kazni Nomena azy ny famonjena
Nomena azy ny fandresena Nomena azy ny fifaliana Nomena azy tsy novidiana
Fa Jeso no tompoiny Izy irery no henoiny
Ka mandroso izy tsy mirona
N'inona n'inona midona
Ny herin'ny Tsitoha,
No miaro izay manoa
Tena afaka tokoa, lsmvb
Ny olona mifoha
Jeso Kristy Efa nitia
Ny olon'izao
Nomeny aim-bavao
Tsy nariany, nijaliany
Ka jereny sy vonjena
Lay Satana tsy tamana
Fa miery lany tononkira.serasera.org hery
Ny mazava, No nandrava
Ny aizimbe zay naleha
Fiadanam-po no amin'ny
olona 'Zay manana an'i Jeso
Ary fiainana sy hasambarana
No miandry azy ary ankoatra ary
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomara Frenjy (A.F.A.I)Hits : 3386
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 15/04/2016 16:18
