Ny Fo madio (Anjomara Frenjy (A.F.A.I))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
siznqntu Ny fo madio sy masina no tinao
Hitoeranao ry tompo ka mahita anao
Omeo ahy koa ny fo madio sy masina tgpzq tononkira.serasera.org tokoa
Fa mamiko indrindra ry jesoa ny miaraka aminao
Ampianaro aho n’aiza n’aiza ho tahaka anao
Ataovy mahatsiaro hqpnkk anatiko ao fa ianao no tokiko
Ianao dia efa tonga mba hiantso ahy
Ahazoana indray miray lova aminao o! o!
Tinao ho ahy koa ny fiainan-tsambatra ,
K'hialanao nenina aho hatram’izao

--------
Lien:
Commentaires
hery
(
03/04/2025 19:58)
Araka ny nolazain'i Navalona02 : Ny Anjomara Frenjy Ambalavao Isotry no tompon'ny hira Ny Fo madio, izay nosoratan'i Rakotoarisoa Raymond Filoha Mpanorina ny Anjomara Frenjy
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anjomara Frenjy (A.F.A.I)Visites : 1290
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 18:56