Olon'afaka (Anjomara Frenjy (A.F.A.I))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olona afaka e
Izay mandray ny teny soa
Izy no nifidy ny anjara tsy ho Io Nomena azy ny famonjena
Nomena azy wfebsr ny fandresena Nomena azy ny fifaliana tmnbvyf Nomena azy tsy novidiana
Fa Jeso no tompoiny Izy irery no henoiny
Ka mandroso izy tsy mirona
N'inona n'inona midona
Ny herin'ny Tsitoha,
No miaro izay manoa
Tena afaka tokoa,
Ny olona mifoha
Jeso Kristy Efa nitia
Ny olon'izao
Nomeny aim-bavao
Tsy nariany, nijaliany
Ka jereny sy vonjena
Lay Satana tsy tamana
Fa phkc miery lany hery
Ny mazava, No nandrava
Ny aizimbe zay naleha
Fiadanam-po no amin'ny
olona 'Zay manana an'i Jeso
Ary fiainana sy tononkira.serasera.org hasambarana
No miandry azy ary ankoatra ary
Izay mandray ny teny soa
Izy no nifidy ny anjara tsy ho Io Nomena azy ny famonjena
Nomena azy wfebsr ny fandresena Nomena azy ny fifaliana tmnbvyf Nomena azy tsy novidiana
Fa Jeso no tompoiny Izy irery no henoiny
Ka mandroso izy tsy mirona
N'inona n'inona midona
Ny herin'ny Tsitoha,
No miaro izay manoa
Tena afaka tokoa,
Ny olona mifoha
Jeso Kristy Efa nitia
Ny olon'izao
Nomeny aim-bavao
Tsy nariany, nijaliany
Ka jereny sy vonjena
Lay Satana tsy tamana
Fa phkc miery lany hery
Ny mazava, No nandrava
Ny aizimbe zay naleha
Fiadanam-po no amin'ny
olona 'Zay manana an'i Jeso
Ary fiainana sy tononkira.serasera.org hasambarana
No miandry azy ary ankoatra ary
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anjomara Frenjy (A.F.A.I)Visites : 3449
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 15/04/2016 16:18
