Iray ihany no marina (Anj'art)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha oplv ny manodidina ahy.
Toa tsy fahita firy
Karazampivavahana.
Ahidratsy eny antsaha
Ka toa tononkira.serasera.org manimba voly
Zay Tsisy azo ho hanina akory
Na aiza Na aiza hitety
na hijery aza
Iray no marina
Ny eny antampotanety
Ny eny andohasaha
Tsisy avahana fa iray saha
F'ilay andro hihavána
Efa tsy lgvtfz ho ela intsony
Ho Tonga fa tsy mba ho cqnmw tara.
Dieny izao aza miala
Ka ny hafa ampio halala
Lazao azy ilay vaovao tsara
Toa tsy fahita firy
Karazampivavahana.
Ahidratsy eny antsaha
Ka toa tononkira.serasera.org manimba voly
Zay Tsisy azo ho hanina akory
Na aiza Na aiza hitety
na hijery aza
Iray no marina
Ny eny antampotanety
Ny eny andohasaha
Tsisy avahana fa iray saha
F'ilay andro hihavána
Efa tsy lgvtfz ho ela intsony
Ho Tonga fa tsy mba ho cqnmw tara.
Dieny izao aza miala
Ka ny hafa ampio halala
Lazao azy ilay vaovao tsara
--------
Rohy:
