Iray ihany no marina (Anj'art)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny manodidina ahy.
Toa tsy fahita kcmu firy
Karazampivavahana.
Ahidratsy tononkira.serasera.org eny antsaha
Ka toa manimba voly
Zay Tsisy azo ho hanina akory

Na aiza Na aiza  hitety
na hijery aza
Iray no marina
Ny eny antampotanety
Ny eny andohasaha
Tsisy avahana fa iray saha

F'ilay andro hihavána
Efa tsy ho ela intsony
Ho Tonga fa tsy mba ho tara.
Dieny izao uzzcnhuy aza miala nmoad
Ka ny hafa ampio halala
Lazao azy  ilay vaovao tsara

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Anj'art
Hits : 1000
Likes : 0 Like
Created by : herya
Date : 11/12/2023 07:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282