Tsisy hasaraka (Anja AN.KA.FI.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mandram-pialako ety hanompo anao Jesosy no faniriko
Tsy ataoko hisy hasakana ahy reo fandrahonana ho fandrarana ahy
Mandroso hatrany izy ygcfl ity satria Jesosy no mitarika ahy
Ho sasatra ireo tsy tia izay mkasa ny hamingana ahy.
Rf: Iza udqnez no hasaraka ahy cpgopoij amin'ny fitiavako an'i Kristy
Fahorina va sa fahatrana sa fanenjehana.
Fa matoky aho na fafatesana na fiainana
Dia tsy hisy hasaraka ahy aminy fitiavako an' Andriamanitra
2) Maneso ireo namako refa mandalo sedra sy fahoriana aho
Mandrabiraby tononkira.serasera.org ahy hoe toa ory enao nefa mba pivavaka
Kanefa fatatro fa miaramiasa ireny hitondra soa
Jesoa manome hery ahy ka dia manoatra ny pandresy aho
Rf:...
( Inona ary mo ? no avalintsika ny amin'ny izany
Andriamanitra no mobantsika iza no hatoitra
Izay tsy niaro ny zanany fa natolony hamonjy ahy sy ianao
Ka dia omeny maimaipoana koa ny zavatra rehetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anja AN.KA.FI.Visites : 299
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : olysoa
Date : 03/12/2025 20:14