Kaikim-pitiava (Anja AN.KA.FI.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao tsika Longoko ô andao tsika hivavake
Reo zay malay mivavake Lokoko ô
Tsy ho tody handanetsany tononkira.serasera.org e
Andao tsika Longoko ô hamonjy Egilizy e
Zagnahary raiky avao Longoko ô Hamonjy ny fanahinao
Rf: Toy tany hagnane toy Longoko ôôô
Tsy hay tavandraina eee
Homany dia ny hananik'izao izay hiafara ny fiainanao aaaa
Mba tsy hanenenanao Longoko ô
Aminy farany e
2) xiogrjat Jesosy Hazomanga soa Ihy ro mikaiky anao e
Janjino ka valio Longoko ô
Fa kaikim-pitiavana e
N'Olo magnatona Azy e, tsisy ndre raiky ho laviny qttdgd e
Reo tsy gwbqyvw midary ny kaikim-pitiavany e ho may amotro be
Rf:..×2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anja AN.KA.FI.Vangy : 212
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : olysoa
Daty : 03/12/2025 20:31