Arabaina (Anja AN.KA.FI.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arabaina ianao, fa tratr'izao andro soa lehibe
Ilay andro malaza zay manantantara eo aminy fiainanao ka dia
Ho foana avokoa reo fahazazana taloa
Izao ianao efa Olondehibe
Efa io iany koa ilay hakaikin'ny fonao zay tia anao tokoa ×2

Rf: Arabaina e, fa tratrin'ny fety e
Jesosy anie hanome fitahiambe
Mirary soa ny tokatranonareo roa
Ho lampa soa ho sombindanitra tokoa

2) Arabaina ianao Jesosy efa momba anao
Ka tratr'izao fety anio izao
Izy ilay nanome fanomezandehibe
Ho ravakin'ny fiainanao ka dia
Izy mbola hanome zava-tsoa marobe amin'ny andro iainanao
Hitahy ny tokatrano tsy hidiran'Angano
Fa ho tsara tsodrano ×2

Rf.. ×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Anja AN.KA.FI.
Vangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : olysoa
Daty : 03/12/2025 20:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0789