Onjam-piainana (Anja AN.KA.FI.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( Do dia La )
1)Tompo tia ô miantranoa mitoera aty amiko
Fa mamakivaky alond-rano sy onja mahery ny Sambokeliko
Mila hanafotra ahy ny faharatsiana eto antany
Ka mahakivy sy mampitomany
Ry mpamily ny Samboko mitoera amiko
Rf: Mamakivaky onjamahery ny Sambokelinay
Misedra tafiotra mahery vaika tononkira.serasera.org ka mila ho rendrika
Tompo tia ô manampia
Hatsaharo io tafiotra io
Ny herinao iany no hampitony any io
2) Ny asa ratsin'i satana no nahatonga fahotana
Ka manjaka ety ny tafiotra ny fankahalana
Mitondra faharavana
Ny fiainana ety alahelo ary koa fahoriana
Tafiotra anaty haizina feno hakiviana
Ry Tompon'ny fiainako no hitarainako
RF:
3) Ho avy ny Tompo hanafaka
Haka ireo hana arikoa sasatra
Ka ny fahoriana ho tavela ety
Fa fahasambarana no miandry ary
Ho foana avokoa ireo bwrkbcrx sento ary koa ny tomana
Tafiotra sy pmdikw onja nameno ny tany
Ny Tompo nitantana sy udisbsju nanafaka
( Nandalo tafiotra sy onjamahery ny Sambokelina
Fa Jesosy Tompo Mpanjaka mahery tsy niala teo anilanay
Tsy maintsy tafita oa izany dia
Fa tantanan'i Kristy
Hafaliana hatrany no miaraka Aminy. ×2 )

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anja AN.KA.FI.Vangy : 531
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : olysoa
Daty : 01/12/2025 07:44