VAVAKA (ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! mba valio re ny vavaka ataonay izao
Mangatam-pamelana Aminao
ô ô nmde ô! hiantrao ka mba hamindrao fo
Fa efa mila ho kivy tokoa

Tsinjo fa mamatotra anay ny fakam-panahy
satana mamandrika anay jeros ety
Nefa ireo raha eo Ianao voatohitray
ka ampio ireto ondry maniasia

Ray ô! ny hadalana nahazatra hatrizay
Hitsio, soloy, fitiavana Anao
ô ô ô! hiantrao 'ty fanahy mirehareha
Fa efa lavo ka tsy afa-mandeha

Tsinjo agwd fa mamatotra anay ny fakam-panahy
satana mamandrika tononkira.serasera.org anay ety
Nefa ireo raha eo Ianao voatohitray
ka ampio ireto ondry mania! Amen


RASOLONIRINA Joseph dit José

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA
Vangy : 889
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : salohy
Daty : 23/02/2016 22:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1901