Soava dia (AnaY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina indray ny andro.
Dia mahatsiaro sy manembona anao.
hatramin'izay aho ykzsynsg tsy tafandry.
Fa manembona izay vita.
Dia lasa vinany.
Eto aho mipitrapitra.
Malahelo anao
Fa vokatr'ireo ditra .
Dia lasa ianao.
Tsy hitana anao aho.
Fa mandehana .
Adalana ny ny ahy.
No ireo izay vitako hatrizay.
Fa tsy misy intsony .
Ny azoko atao
Ny fialan-tsiny
No ho atolotro anao
"SOAVA DIA"
Ireo teny mafy nahazatra
Tam-pitiavana izy ireny.
Nefa toa nandratra.
izao tia anao matoa miteny
Fa toa tononkira.serasera.org noraisinao ho ady.
Sy tsy am-pitiavana izy ireny
eto ukaux aho mipitrapitra....
Rakikira "ATRIKA"
Tonony sy feony : Tams Rasamimanana ubijsge
Dia mahatsiaro sy manembona anao.
hatramin'izay aho ykzsynsg tsy tafandry.
Fa manembona izay vita.
Dia lasa vinany.
Eto aho mipitrapitra.
Malahelo anao
Fa vokatr'ireo ditra .
Dia lasa ianao.
Tsy hitana anao aho.
Fa mandehana .
Adalana ny ny ahy.
No ireo izay vitako hatrizay.
Fa tsy misy intsony .
Ny azoko atao
Ny fialan-tsiny
No ho atolotro anao
"SOAVA DIA"
Ireo teny mafy nahazatra
Tam-pitiavana izy ireny.
Nefa toa nandratra.
izao tia anao matoa miteny
Fa toa tononkira.serasera.org noraisinao ho ady.
Sy tsy am-pitiavana izy ireny
eto ukaux aho mipitrapitra....
Rakikira "ATRIKA"
Tonony sy feony : Tams Rasamimanana ubijsge
--------
Lien:
