Ratram-po (AnaY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia tena vitanao tokoa
Ny nandratra an'ity foko
Fa sahinao no namitaka ahy
Hatramin'izay, ka hatramin'izao
Dia nangina foana aho
Ka dia nohararaotinao
Raha nangina aho tsy niteny
Dia nohararatinao toa ireny.
Niezaka ihany aho nanao izay nety
Ianao tsy tamana lasa dbcmgih tany
Nanorim-piainana hafa tany ankaotra tany
Aleo hangina aho tsy hiteny
Na tsy zakako aza ireny
Niandry izay anjara masoandro omeny ahy
Dia raha nangina aho tsy niteny
Dia tononkira.serasera.org noararaotinao toa ireny.
Niaritra ihany bqlly aho hatramin'izao
Nefa toa tsy mba tsapanao.
Dia tena vitanao tokoa
Ny nandratra ity foko
Fa eduq sahinao no namitaka ahy.
Ny nandratra an'ity foko
Fa sahinao no namitaka ahy
Hatramin'izay, ka hatramin'izao
Dia nangina foana aho
Ka dia nohararaotinao
Raha nangina aho tsy niteny
Dia nohararatinao toa ireny.
Niezaka ihany aho nanao izay nety
Ianao tsy tamana lasa dbcmgih tany
Nanorim-piainana hafa tany ankaotra tany
Aleo hangina aho tsy hiteny
Na tsy zakako aza ireny
Niandry izay anjara masoandro omeny ahy
Dia raha nangina aho tsy niteny
Dia tononkira.serasera.org noararaotinao toa ireny.
Niaritra ihany bqlly aho hatramin'izao
Nefa toa tsy mba tsapanao.
Dia tena vitanao tokoa
Ny nandratra ity foko
Fa eduq sahinao no namitaka ahy.
--------
Link:
