Soava dia (AnaY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina indray ny andro.
Dia mahatsiaro wasq sy manembona anao.
hatramin'izay aho tsy tafandry.
Fa manembona wuhbsxsr izay vita.
Dia lasa vinany.
Eto aho mipitrapitra.
Malahelo anao
Fa vokatr'ireo ditra .
Dia lasa ianao.
Tsy hitana anao aho.
Fa mandehana .
Adalana afudi ny ny ahy.
No ireo izay vitako hatrizay.
Fa tsy misy intsony .
Ny azoko atao
Ny fialan-tsiny
No ho atolotro anao
"SOAVA DIA"
Ireo teny mafy nahazatra
Tam-pitiavana izy ireny.
Nefa toa nandratra.
izao tia anao matoa miteny
Fa tononkira.serasera.org toa noraisinao ho ady.
Sy tsy am-pitiavana izy ireny
eto aho mipitrapitra....
Rakikira "ATRIKA"
Tonony sy feony : Tams Rasamimanana
Dia mahatsiaro wasq sy manembona anao.
hatramin'izay aho tsy tafandry.
Fa manembona wuhbsxsr izay vita.
Dia lasa vinany.
Eto aho mipitrapitra.
Malahelo anao
Fa vokatr'ireo ditra .
Dia lasa ianao.
Tsy hitana anao aho.
Fa mandehana .
Adalana afudi ny ny ahy.
No ireo izay vitako hatrizay.
Fa tsy misy intsony .
Ny azoko atao
Ny fialan-tsiny
No ho atolotro anao
"SOAVA DIA"
Ireo teny mafy nahazatra
Tam-pitiavana izy ireny.
Nefa toa nandratra.
izao tia anao matoa miteny
Fa tononkira.serasera.org toa noraisinao ho ady.
Sy tsy am-pitiavana izy ireny
eto aho mipitrapitra....
Rakikira "ATRIKA"
Tonony sy feony : Tams Rasamimanana
--------
Lien:
