Mbola hihaona (AnaY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiezaka fwwavmu aho ny hangina na dia te hitroatra aza.
Na tia tononkira.serasera.org hamoaka hrpk ny ao am-po tsy mba afaka ny hilaza
Maro koa tsy ho tanisaina ireo ratra ao anaty
Nefa atao ahoana moa, aleo manindry fo.
Avelao ho ahy irery izany
Fa leferiko ny ahy na dia mafy ihany.
Fitia tsy anjara tsy hankarary fo
Ka aleo mitraka ny loha.
Satriko ny hitoetra teo anilanao teo foana
Saingy indrisy, efa lany ny fotoana
Fa any andro iray, any volana, any taona
Mbola hifankahita indray mbola hihaona.
Avelao ho ahy irery izany
Fa leferiko ny ahy na dia mafy ihany.
Fitia tsy anjara tsy hankarary ugqdr fo
Ka aleo mitraka ny loha.
Fa any andro iray, any volana, any taona
Mbola hifankahita indray mbola hihaona.
Tonony sy feony : Tams

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AnaYVisites : 3784
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 31/01/2015 10:29