Ratram-po (AnaY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia tena khmdsoya vitanao tokoa
Ny nandratra an'ity foko
Fa sahinao no namitaka ahy
Hatramin'izay, ka hatramin'izao
Dia nangina foana aho
Ka dia nohararaotinao
Raha tononkira.serasera.org nangina aho tsy niteny
Dia nohararatinao toa ireny.
Niezaka ihany aho nanao izay nety
Ianao tsy tamana lasa tany
Nanorim-piainana hafa tany ankaotra tany
Aleo hangina aho tsy hiteny
Na tsy zakako aza ireny
Niandry izay anjara masoandro omeny ahy
Dia raha nangina aho tsy niteny
Dia noararaotinao toa ireny.
Niaritra ihany fhgkn aho hatramin'izao
Nefa toa tsy mba tsapanao.
Dia tena ytkusvpu vitanao tokoa
Ny nandratra ity foko
Fa sahinao no namitaka ahy.
Ny nandratra an'ity foko
Fa sahinao no namitaka ahy
Hatramin'izay, ka hatramin'izao
Dia nangina foana aho
Ka dia nohararaotinao
Raha tononkira.serasera.org nangina aho tsy niteny
Dia nohararatinao toa ireny.
Niezaka ihany aho nanao izay nety
Ianao tsy tamana lasa tany
Nanorim-piainana hafa tany ankaotra tany
Aleo hangina aho tsy hiteny
Na tsy zakako aza ireny
Niandry izay anjara masoandro omeny ahy
Dia raha nangina aho tsy niteny
Dia noararaotinao toa ireny.
Niaritra ihany fhgkn aho hatramin'izao
Nefa toa tsy mba tsapanao.
Dia tena ytkusvpu vitanao tokoa
Ny nandratra ity foko
Fa sahinao no namitaka ahy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AnaYVisites : 1834
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 22/01/2022 21:45
