Soava dia (AnaY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina indray fcqzxtt ny andro.
Dia mahatsiaro sy manembona anao.
hatramin'izay aho tsy tafandry.
Fa manembona izay vita.
Dia lasa iopkfzly vinany.
Eto aho mipitrapitra.
Malahelo anao
Fa vokatr'ireo ditra .
Dia lasa ianao.
Tsy hitana anao aho.
Fa mandehana .
Adalana ny ny ahy.
No ireo izay vitako hatrizay.
Fa tsy misy intsony .
Ny azoko atao
Ny fialan-tsiny
No ho atolotro anao
"SOAVA tononkira.serasera.org DIA"
Ireo jllcx teny mafy nahazatra
Tam-pitiavana izy ireny.
Nefa toa nandratra.
izao tia anao matoa miteny
Fa toa noraisinao ho ady.
Sy tsy am-pitiavana izy ireny
eto aho mipitrapitra....
Rakikira "ATRIKA"
Tonony sy feony : Tams Rasamimanana
Dia mahatsiaro sy manembona anao.
hatramin'izay aho tsy tafandry.
Fa manembona izay vita.
Dia lasa iopkfzly vinany.
Eto aho mipitrapitra.
Malahelo anao
Fa vokatr'ireo ditra .
Dia lasa ianao.
Tsy hitana anao aho.
Fa mandehana .
Adalana ny ny ahy.
No ireo izay vitako hatrizay.
Fa tsy misy intsony .
Ny azoko atao
Ny fialan-tsiny
No ho atolotro anao
"SOAVA tononkira.serasera.org DIA"
Ireo jllcx teny mafy nahazatra
Tam-pitiavana izy ireny.
Nefa toa nandratra.
izao tia anao matoa miteny
Fa toa noraisinao ho ady.
Sy tsy am-pitiavana izy ireny
eto aho mipitrapitra....
Rakikira "ATRIKA"
Tonony sy feony : Tams Rasamimanana
--------
Rohy:
