Ratram-po (AnaY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia tena vitanao tokoa
Ny nandratra an'ity foko
Fa sahinao no namitaka ahy
Hatramin'izay, ka hatramin'izao
Dia nangina foana aho
Ka dia nohararaotinao

Raha nangina aho tsy niteny
Dia nohararatinao toa ireny.

Niezaka ihany aho nanao izay nety
Ianao tsy tamana lasa tany
Nanorim-piainana hafa tany ankaotra tany
Aleo hangina aho tsy hiteny
Na tsy zakako aza ireny
Niandry izay anjara masoandro omeny ahy

Dia raha nangina aho tsy niteny
Dia noararaotinao toa ireny.

Niaritra ihany aho hatramin'izao
Nefa toa tsy mba tsapanao.

Dia tena vitanao tokoa
Ny nandratra ity foko
Fa sahinao no namitaka ahy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AnaY
Visites : 614
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 22/01/2022 21:45
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122