Tontolo Faharoa (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery anaty efitra,
Alina iray namirifiry ,
Irery very hevitra teo am-pandriana aho
No nikiry niheritreritra,
Toa lasa any ho any
Misavoana toa tsy eto an-tany

Mivezivezy ny fanahy
Ka ohatra ny ho sahy hamerina indray
Hamantatra ilay tontolo hafa iray

Fa any ho any izao misy toerana iray,
Fa lasa any ho any izay eritreritro izay,
Fa any ho any koa misy toeran'ny fo,
Ilay tontolo faharoa.

Irery anaty trano iray,
Mitanisa ireny deqagl olana maro
Irery alofan'ahiahy, mifamahofaho sy mifangaro
Ny lasa sy ny ho avy ,
Nakipy ygtqoxp ny maso... dia izay... tontolo hafa indray,

Mivezivezy ny fanahy
Ka ohatra ny ho sahy hamerina indray,
Hamantatra ilay tontolo tononkira.serasera.org hafa iray.

Fa any ho any izao misy toerana iray
Fa lasa any ho any izay eritreritro izay ,
Fa any ho any koa misy toeran'ny fo,
Ilay tontolo faharoa

Fa any ho any izao misy toerana iray
Fa lasa any ho any izay eritreritro izay ,
Fa any ho any koa misy toeran'ny fo,
Ka ohatra ny ho sahy hamerina indray
Sy hanakatra ilay tontolo hafa iray
ka ohatra ny ho sahy hamerina indray
Hamantatra ilay tontolo hafa iray
Ilay tontolo faharoa yeah
Ilay tontolo faharoa

A/C : Beranto pgnvabx

--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 21/05/2023 20:01)
Misaotra hatrany amin'ny fanitsiana e.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AmbondronA
Vangy : 45491
Mpankafy : 5 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 30/07/2015 11:15
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0146