Tiako hitoetra (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto no ilazako tsy hanafenako aminao
Izarako indray fa faly ny fo, fanahy
Lasalasa saina manembona anao
Mila mihaona indray fa zatra anao ny momba ahy...
Fa toy ny fanamiana ianao, mandrakotra ahy...
mamihina ahy toy tononkira.serasera.org izao.
REF: Efa fantatrao f'ianao velp irery ihany
tsy hiova izany
Nihaino ahy, nitia hatrany
Ireo fiarahantsika tena mamy
tsy foiko ho lany mba tiako hitoetra eto ihany
Tsy haiko adinoina mitamberina an-tsaina
Taona maro izay, no efa niainanay
Ataoko fahatsiarovana raketina an-tsary
Izay vita izay, ho tsangambato nvbde iray...
Fa toy ny fanamina ianao
Manafana ahy...
Maneva ahy toy izao
REF:
Efa fantatrao f'ianao irery ihany
tsy hiova izany
Nihaino ahy, nitia hatrany
Ireo fiarahantsika tena mamy
tsy foiko ho lany mba tiako hitoetra eto ihany
Na na ! na na na na!
Na na ! na na na na!
Na na ! na na na na!
REF:
Efa fantatrao f'ianao irery ihany
tsy hiova izany
Nihaino rmqiy ahy, nitia hatrany
Ireo fiarahantsika tena mamy
Na na ! na na na na!
Na na ! na na na na!
Na na ! na na na na!
(Tiako hitoetra eto ihany)

--------
Rohy:
Hevitra
tsilavina Mahatoky
(
06/06/2016 15:59)
mankasitraka anareo ry namana ah! tsara ny vazonareo e!!
Ellaryoh
(
11/11/2016 05:43)
Mafnartr eu.Makasitraka
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 47579
Mpankafy : 11 Ankafizo
Nampiditra : Niaritsoa
Daty : 19/04/2016 11:30