Ilay tanana (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay toerana taloha nahitana ny hatanorana
Fonenana fahiny nandalovan’ny fahazazana
Toeran’ny fahendrena, ilay toeran’ny hadalana
Nahitana ny mangidy sy nahitana ny mamy
Nilalaovana fahiny
Raha mbola tsy nanan-tsiny
Nahalalana ny fitia
Taty aoriana, ary ankehitriny
Tsy inona ary izany fa ilay tanana
Atolotray ity vazo ho an’ireo akama
Sy ho an’ireo izay hiaraka aminay
Totohatra lavabe izay mitondra ny anarany ihany
Misy vavam-biby iray raha tononkira.serasera.org midina ambanimbany
Nilalaovana fahiny
Raha mbola tsy nanan-tsiny
Nahalalana ny fitia
Taty aoriana, ary ankehitriny
Tsy inona ary izany fa ilay tanana
Atolotray ity vazo ho an’ireo akama
Sy ho an’ireo izay hiaraka aminay
Ho anareo mpanotrona, nahandro izahay, nanokona
Indreto izahay sjfx mivondrona hivazo ho an’Ambondrona
ojvw Ilay faazvi tanana nahabe,ô,ô,ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 9394
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : naughty
Daty : 06/12/2006 12:17