Ilay tanana (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay toerana taloha nahitana ny hatanorana
Fonenana fahiny nandalovan’ny fahazazana
Toeran’ny fahendrena, ilay tononkira.serasera.org toeran’ny hadalana
Nahitana ny mangidy sy nahitana ny mamy
Nilalaovana fahiny
Raha mbola tsy nanan-tsiny
Nahalalana ny fitia
Taty aoriana, ary ankehitriny
Tsy inona ary izany fa ilay tanana
Atolotray ity vazo qkgiudv ho an’ireo akama
Sy ho an’ireo izay hiaraka aminay
Totohatra lavabe izay mitondra ny anarany ihany
Misy vavam-biby iray raha midina ambanimbany
Nilalaovana fahiny
Raha mbola tsy nanan-tsiny
Nahalalana ny fitia
Taty aoriana, ary ankehitriny
Tsy inona ary izany fa ilay tanana
Atolotray ity vazo ho an’ireo akama
Sy ho an’ireo izay hiaraka aminay
Ho anareo mpanotrona, nahandro ztcqfomi izahay, nanokona
usoste Indreto izahay mivondrona hivazo ho an’Ambondrona
Ilay tanana nahabe,ô,ô,ô

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 9432
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : naughty
Date : 06/12/2006 12:17