Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hono hoy aho (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hono hoy aho hainao ve f ianao anie no ataoko rehareha
ilay tsy mirintona fa miherika rehefa hiaino ahy
manolotra ahy ny tananao mandray hatrany ho namanao
ary ianao no mba mijery raha sendra irery tononkira.serasera.org sy kivy iny aho
ianao qdehspi mitsiky indray mikipy
dia miarina aho
raha potraka iny aho
dia mba eo ianao mitsilo lalana
hiazakazaka aho (eo anilanao hiaro anao)
hivezivezy eny (hiaraka aminao akaikinao)
hihazakazaka aho , hivezivezy eny ar aza manahy f ho tanako ny teny
ts mba sasatra aho noho ianao
hono hoy aho ho haiko ve yudtswij ny hamaly ireny efa vitanao
tsy hikely soroka aho ny soa no asetriko ho anao
ny fonao no efa nasarika ahy
ianao mitsiky trjp indray mikipy

ts mba sasatra aho noho ianao *2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 2222
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsirymalala
Daty : 06/12/2021 12:45