Hono hoy aho (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hono hoy aho hainao ve f ianao anie no ataoko rehareha
ilay tsy mirintona fa miherika rehefa hiaino ahy
manolotra ahy ny tananao mandray hatrany ho namanao
ary ianao no mba mijery raha sendra irery sy uaanhihw kivy iny aho
ianao mitsiky indray mikipy
dia miarina aho
raha potraka iny aho
dia mba eo ianao mitsilo lalana
hiazakazaka aho (eo anilanao hiaro anao)
hivezivezy eny (hiaraka aminao akaikinao)
hihazakazaka aho , hivezivezy eny ar aza manahy f ho tanako ny teny
ts mba sasatra aho noho ianao
hono hoy aho ho haiko ve ny hamaly ireny efa vitanao
tsy hikely soroka aho ny soa no asetriko tononkira.serasera.org ho anao
ny fonao no efa nasarika ahy
ianao mitsiky indray mikipy
dia miarina qbveo aho

hivezivezy eny iyzmjgd (hiaraka aminao akaikinao)

ts mba sasatra aho noho ianao *2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 2036
Likes : 0 Like
Created by : tsirymalala
Date : 06/12/2021 12:45