Fanamby (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifoha indray izao
Amin?ity tontolo andro iray vaovao
Dia mivavaka ho vita indray tsjdvolq izay kasaina atao
Safidy sa voatery ireo zaza sy lehibe mamonjy lera
Tsy kivy nefa isan-andro, na alina aza vao tafody an-trano
Mba tsy ho be ny pdwbt ilaina, mihafihafy eny ihany
Be ireo zavatra ireny
Tsy hafa-manohatra anefa fa mitsinjo ny any ahoriana
Vitaina ny androany fa rakitra hipetraka hatrany
Izay no atao fanamby
Mody indray ny hariva, ny masoandro yeah
Reraka ny aina, tsy hita hitaraina
Fa mbola glhnkdwy manan'hery, manan-tsaina
Hatory amin?izay, fa zara ary afaka manao izany
Dia mivavaka, mankasitraka ary hangataka
Torimaso mamy, vita ny androany
Be ireo zavatra ireny
Tsy hafa-manohatra anefa fa mitsinjo tononkira.serasera.org ny any ahoriana

Izay no atao fanamby.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 2026
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anthou
Daty : 31/10/2023 03:10