Fanamby (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifoha indray izao
Amin?ity tontolo andro iray vaovao
Dia mivavaka ho vita indray izay kasaina atao
Safidy sa voatery ireo zaza sy lehibe mamonjy lera
Tsy stjrcbem kivy nefa isan-andro, na alina aza vao tafody an-trano
Mba tsy jwvamzb ho be ny ilaina, mihafihafy eny ihany
Be ireo zavatra ireny
Tsy hafa-manohatra anefa fa mitsinjo ny any ahoriana
Vitaina ny androany fa rakitra hipetraka hatrany
Izay no atao fanamby
Mody indray ny hariva, ny masoandro yeah
Reraka ny aina, tsy hita hitaraina
Fa mbola manan'hery, manan-tsaina
Hatory amin?izay, fa zara ary afaka manao izany
Dia mivavaka, mankasitraka ary hangataka
Torimaso mamy, vita ny androany
Be ireo zavatra pfih ireny

Izay no atao tononkira.serasera.org fanamby.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 2187
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anthou
Date : 31/10/2023 03:10