Ampidiro aloha ny tenimiafina
NEFA IRAY IHANY ANDRIAMANITRA (AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary ny Teny tonga nofo ka nonina taty amintsika
Ary nibanjina ny voninahiny isika
Dia voninahitra nozakainy avy amin’ny Ray
Sady feno fahasoavana sy fahamarinana Izy (Jn 1,14)
Maro samihafa ny fanomezana tononkira.serasera.org nefa ihany ihany ny Fanahy
Maro samihafa ny fanompoana nefa iray ihany ny Tompo
Ary maro samihafa ny asa nefa iray ihany Andriamanitra
Andriamanitra izay nanao izao rehetra izao ho an’ny olona rehetra (1Kor 12,4-6)
Voninahitra ho an’Andriamanitra Ray !
Dera, saotra, haja ho an’ny Zanaka !
Hobio toy izao ny Fanahy avy Aminy !
Derao sy hobio !
Deraina sy omem-boninahitra !
Ianao ry Trinite Masina !
Deraina Ianao ry Trinite Masina !
Avo indrindra Andriamanitra tokana !
Tonony : RATSIMBA uryfzoxk Paul Aimé/RAKOTOARISON Siméon (cf:Baiboly qegjxaj Masina)
Feony : RATSIMBA fbexnrd Paul Aimé
Rindra : RATSIMBA Paul Aimé/RAKOTOARISON Siméon (05 mars 2000)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMBOARAM-PEO FIDERANA SoanieranaVangy : 3083
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fabien RAVELOMANDA
Daty : 31/03/2004 06:38