NEFA IRAY IHANY ANDRIAMANITRA (AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary ny Teny tonga nofo tononkira.serasera.org ka nonina taty amintsika
Ary nibanjina ny voninahiny isika
Dia voninahitra nozakainy avy amin’ny Ray
Sady feno fahasoavana sy fahamarinana Izy (Jn 1,14)
Maro samihafa ny fanomezana nefa ihany ihany ny Fanahy
Maro samihafa ny fanompoana nefa iray ihany ny Tompo
Ary maro samihafa ny asa nefa iray ihany Andriamanitra
Andriamanitra pojfq izay nanao izao rehetra izao quvkpniu ho an’ny olona rehetra (1Kor 12,4-6)
Voninahitra ho an’Andriamanitra Ray !
Dera, saotra, haja ho an’ny Zanaka !
Hobio toy izao ny Fanahy avy Aminy !
Derao sy hobio !
Deraina sy omem-boninahitra !
Ianao ry Trinite Masina !
Deraina Ianao ry Trinite Masina !
Avo indrindra Andriamanitra tokana !
Tonony : RATSIMBA Paul Aimé/RAKOTOARISON Siméon (cf:Baiboly Masina)
Feony : RATSIMBA Paul Aimé
Rindra : RATSIMBA Paul Aimé/RAKOTOARISON Siméon hegkhqe (05 mars 2000)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMBOARAM-PEO FIDERANA SoanieranaVisites : 3084
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fabien RAVELOMANDA
Date : 31/03/2004 06:38