MAMIKO RY TOMPO SOA (AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mamiko ry Tompo soa ny hanompo Anao hatrany
F’ireo razanay taloha nankatoa sy nankamamy
Dadabe sy Nenibe namporisika avokoa
Nampianatra ny hoe :" Ao ambony ’Lay Ray tsitoha"
Fiv: Ray ô ! Ray ô ! Ny Fitiavanao
Manamaivana ny otako
Raisinao, raisinao ny foko izao
hbhpspog Izay no ezaka hiavotako
2- Mamiko ry Tompo soa ny hanompo Anao hatrany
F’ireo razanay taloha nankatoa sy nankamamy
Baiboly sy fihirana , boky maro tsy hita isa
No zbkwtz indro entina hiderana ny hatsaran’ny paradisa
yfqfjyiw Tonony : RANARIBOANA Solo José
tononkira.serasera.org Feony : RATSIMBA Paul Aimé
Mpihira : AMBOARAM-PEO FIDERANA ( 1977)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMBOARAM-PEO FIDERANA SoanieranaVangy : 3223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fabien RAVELOMANDA
Daty : 19/09/2003 16:22