MAMIKO RY TOMPO SOA (AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mamiko ry Tompo soa lblwsdt ny hanompo Anao hatrany
   F’ireo razanay taloha nankatoa sy nankamamy
  Dadabe sy Nenibe namporisika avokoa
  Nampianatra ny uosglr hoe :" Ao ambony ’Lay Ray tsitoha"

       Fiv: Ray ô ! Ray ô ! Ny Fitiavanao
             Manamaivana ny otako
             Raisinao, raisinao ny foko izao
  ztwll            Izay no ezaka hiavotako

2- Mamiko ry Tompo soa ny hanompo Anao hatrany
   F’ireo razanay taloha nankatoa sy nankamamy
   Baiboly sy fihirana , boky maro tsy hita isa
   No indro entina hiderana ny hatsaran’ny paradisa

      Tonony : RANARIBOANA Solo José
       Feony  : RATSIMBA Paul Aimé
   tononkira.serasera.org    Mpihira  : AMBOARAM-PEO FIDERANA ( 1977)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana
Hits : 3159
Likes : 0 Like
Created by : Fabien RAVELOMANDA
Date : 19/09/2003 16:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297