jalousie-nao io (Alkah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alkah x Flowjah - jalousie-nao io
Flowjah :
Hainao tsara fitiavana io anie zavatra mahery
Haiko hoe mankatia io efa hainao tsianjery
Ianao matokisa zaho
Fa ianao anie hoy aho tsy very
Rehefa ankilanao zaho
Fiainana milamina no niriako hatramin'izay
Isika roa ndrindra an'ilay fiainana milay
Ilay love faniriako efa tanteraka amin'izay
Rehefa misy anao
Bridge:
Indraindray izaho manalazy miaraka amin'akama
Rehefa misy miantso dia efa koboko hoe madama
Ianao aza manahy fa tsy misary adala efa kopy ianao io ôh

Refrain :
Fa ilay love-nao io ôh
Matokisa valeur f'ianao tsy atakaloko
Na iza na iza ôh
Ajanony jalousie ôh
Efa fantatrao io ôh
Fa ianao irery no anatin'ny foko
Tiako ho tsapanao io ôh
Matokisa ianao io ôh
Alkah :
Cal-calme ianao neny eh
Fa izaho anie tsy manary andryh
Haiko mety manala kely indraindray
Kanefa efa hain-dryh
Fa rehefa tsy ato xngkj an-trano aho no tsy any ampiasana
Dia tsy maintsy hoe mba miaraka amin'ny akama
Mi-vazovazo miaraka amin'ny akama
Bridge:
Raha ny jalousi-nao io mba fem-pereo akie
Fa tsy zaza vao omaly ny tena ka hoe andeha anao la vie
Fa matoa nalaiko kaxwel ianao misy antony
Ny ampiadana andryh no antom-pisiako ety
Ka dia sanatria bmrmg raha hoe hampirafy
Refrain : X2

Fa tsy zaza vao omaly ny tena tononkira.serasera.org ka hoe andeha anao la vie
Fa matoa nalaiko ianao misy antony

Ka dia sanatria raha hoe hampirafy
Refrain : X2
..............

--------
Rohy: