jalousie-nao io (Alkah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alkah x Flowjah - jalousie-nao io

Flowjah :
Hainao tsara fitiavana io anie zavatra mahery
Haiko hoe mankatia io efa hainao tsianjery
Ianao matokisa zaho
Fa ianao anie hoy aho tsy very
Rehefa ankilanao zaho
Fiainana tononkira.serasera.org milamina no niriako hatramin'izay
Isika roa ndrindra an'ilay fiainana milay
Ilay love faniriako efa tanteraka amin'izay
Rehefa misy anao

Bridge:
Indraindray izaho manalazy miaraka amin'akama
Rehefa misy miantso dia efa koboko hoe madama
Ianao aza manahy fa tsy misary adala efa kopy ianao io ôh
Indraindray izaho manalazy miaraka amin'akama
Rehefa misy miantso dia efa koboko hoe madama
Ianao aza manahy fa tsy misary adala efa kopy ianao io ôh

Refrain :
Fa ilay dijvlbj love-nao io ôh
Matokisa valeur f'ianao tsy atakaloko
Na iza na iza ôh
Ajanony jalousie ôh
Efa fantatrao io ôh
Fa ianao mfuopkvd irery no anatin'ny foko
Tiako ho tsapanao io ôh
Matokisa ianao io ôh

Alkah :
Cal-calme ianao neny eh
Fa izaho anie tsy cinmwaa manary andryh
Haiko mety manala kely indraindray
Kanefa efa hain-dryh
Fa rehefa tsy ato an-trano aho no tsy any ampiasana
Dia tsy maintsy hoe mba miaraka amin'ny akama
Mi-vazovazo miaraka amin'ny akama

Bridge:
Raha ny jalousi-nao io mba fem-pereo akie
Fa tsy zaza vao omaly ny tena ka hoe andeha anao la vie
Fa matoa nalaiko ianao misy antony
Ny ampiadana andryh no antom-pisiako ety
Ka dia sanatria raha hoe hampirafy

Refrain : X2
Fa ilay love-nao io ôh
Matokisa valeur f'ianao tsy atakaloko
Na iza na iza ôh
Ajanony jalousie ôh
Efa fantatrao io ôh
Fa ianao irery no anatin'ny foko
Tiako ho tsapanao io ôh
Matokisa ianao io ôh

Bridge:
Raha ny jalousi-nao io mba fem-pereo akie
Fa tsy zaza vao omaly ny tena ka hoe andeha anao la vie
Fa matoa nalaiko ianao misy antony
Ny ampiadana andryh no antom-pisiako ety
Ka dia sanatria raha hoe hampirafy


Refrain : X2
..............

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Alkah
Visites : 24
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mafianaty
Date : 14/07/2026 10:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282