Alkah

Nampiditra Mafianaty
23/04/2026 10:08
Hiran'i Alkah 6 Jereo eto
Vangy : 181
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Anisan'ireo Artist iray ao anatin'ny tarika MAFIANATY,izay mitondra ny anaram-bositra hoe Alkah mft na i Alkah,mankafy sy mivoy ny gadona roots-reggae -danchall sy ny ragga no tena tiany indrindra fa saingy mivelatra be sy miezaka manaraka ny rivotra izy raha toa ka tsy mivoana be toy ny Rap,RnB,na trap,.......
RAZAFINDRAROVA Anjara Fifaliana no tena anarany ao anaty kopia,teraka tao 67ha izy ary lehibe tao.
ito no pejy ahitana ireo sangan'asany sy fifandraisana aminy ao amin'ireo tambazotran-tserasera :
Alkah facebook pejy : https://www.facebook.com/Alkahfifaliana.music/
Mafianaty facebook pejy : https://www.facebook.com/people/Mafianaty-Emblem/100063698355139/

rohy ahafahana hakanao ireo hirany ao amin'ny youtube: https://www.youtube.com/channel/UCCl1dj36tmyatmlqZJuUQCw/videos

Hevitra momba an'i Alkah

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Alkah (6)

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096