Vero (Alala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(2 X)
Toa rahona mainty, nanako-masoandro ahy raha ny andro tsara, ianao ... Verô
Tandrifin-drahona ny orana, ny tafoko tôle vaky mitete, ianao ... Verô
Ilay volonao nikopaka
Toa onja nandrava ilay lakana nitatitra ahy
Ny hoho-tananao maranitra
Nandrovitra arato sisa ananako izay
(2 X)
Toa rivo-mahery am-pararano, nanimba ny tany famboleko, ianao ... Verô
Andiam-balala, nandrigatra ny tanin'ny katsaka fihinako oolibeef andavanandro, ianao ... Verô
Ilay masonao nirehitra
Toa dorotanety nandoto hzcxf ilay rivotra mamelona aina
Kakakakanao nirefotra
Nampintsanga-mandry tononkira.serasera.org ireo mponin'Ambohimitsilay (?)
[FEON-GITARA SOLO]
(2 X)
Toa sedra, sendra naneho mazava an'ireo fahalemeko takona, ianao ... Verô
Zava-kanto, namelona indray ireo fietsehampoko niafina tao ambadika tao, ianao ... Verô
Mpivahiny avy lavitra
Nanova ireo kolotsaiko sy fubo fombako fahizay
Anio ianao toa soratra
Nanova ilay boky tantara mirakitra ahy
ouh ouh ouh

--------
Rohy: