Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mozika (Alalà Telo Trio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teako manano azyAmin’ny karazany mafàna.
Misinto, mikaiky fanahy, anaty vala.
Lalaoviko amin’ny fo, tsy miangatra.
Lalaoviko fa tsy andesoko hanapoera.
Mozika io e :
Manafaky prôblemô,
Ndre Santimantaly e,
Ndre Fiaina’ sarotse.
Mozika koahe ze taimo ô !
Laha misôma azy drako sambatse.
Aminao tsy very e
Aminao tsy very a
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Alalà Telo TrioVangy : 3030
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/03/2015 17:08
