Ekeko re (Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-Dauphin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha sendra mba ory aho Tompo o
Tsy hiala Aminao na oviana
Hanaraka Anao fifaliako
Na ho mafy ny fijaliana
Mino aho Tompo o fa Ianao no mandahatra
Izay rehetra miseho amin'ny fiainako
Ekeko re
Mahery fa manana Anao aho Tompo o
Ianao mampionona ahy raha sendra feekr manjo
Zavatra tokana ihany no iriko eto orme an-tany
Hiara-mitoetra Aminao any an-danitra any
Ekeko re ry Tompo, ny fitondranao ekeko re
2- Raha mila ho kivy aho tononkira.serasera.org Tompo o
Ka hihemotra handao Anao
Ampatanjaho ny finoako
Satria Ianao no Mpiahy
Mino aho Tompo o fa Ianao no mandahatra
Izay rehetra miseho amin'ny fiainako ekeko fclgmqze

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-DauphinVangy : 8242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 18/04/2021 10:00