Ekeko re (Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-Dauphin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha sendra mba ory aho Tompo o
Tsy hiala Aminao na oviana
Hanaraka Anao fifaliako
Na ho mafy ny fijaliana
Mino aho Tompo o fa Ianao no mandahatra
Izay rehetra miseho amin'ny fiainako
Ekeko re
Mahery fa manana Anao aho Tompo o
Ianao mampionona ahy raha sendra manjo
Zavatra tokana ihany no iriko eto an-tany
Hiara-mitoetra Aminao any an-danitra any
Ekeko re ry Tompo, ny fitondranao ekeko tononkira.serasera.org re
2- Raha mila ho kivy aho Tompo o
Ka hihemotra handao Anao
Ampatanjaho ny finoako
Satria Ianao no Mpiahy
Mino aho Tompo qiwv ebls o fa Ianao no mandahatra
Izay rehetra miseho xuugztz amin'ny fiainako ekeko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-DauphinHits : 7676
Likes : 0 Like
Created by : Fanaja Mandranto
Date : 18/04/2021 10:00