Jesosy ô! ekeko ny hitia (Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-Dauphin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô! ekeko ny hitia
Satria Ianao sqblggkg efa nitia
Ny tsy tia efa notiavinao
K'izaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! manaiky aho ny hivavaka
'ty vavaka efa nanenjehana Anao
Niharitra Ianao novonoina nohomboina
K'izaho indray ve Tompo no handa
Fa henjika sy famonoana, uhqchads fiokoana
Ary lefona latsa goyirsf sy rora akora e
Ny mafy maningotra aina, nozakainao
Nolovaina aminao ny taraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray tononkira.serasera.org ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako,
K'izaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! Mino aho fa rahatrizay
Amin'ny andro hiverenanao indray
Dia trompetra, fitsarana ataonao
Jesosy ô hanangana ahy Ianao
Fa henjika sy famonoana, fiokoana
Ary lefona latsa sy rora akora e
Ny mafy maningotra aina, nozakainao
Nolovaina aminao ny taraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako,
K'izaho indray ve Tompo no handa
Satria Ianao sqblggkg efa nitia
Ny tsy tia efa notiavinao
K'izaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! manaiky aho ny hivavaka
'ty vavaka efa nanenjehana Anao
Niharitra Ianao novonoina nohomboina
K'izaho indray ve Tompo no handa
Fa henjika sy famonoana, uhqchads fiokoana
Ary lefona latsa goyirsf sy rora akora e
Ny mafy maningotra aina, nozakainao
Nolovaina aminao ny taraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray tononkira.serasera.org ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako,
K'izaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! Mino aho fa rahatrizay
Amin'ny andro hiverenanao indray
Dia trompetra, fitsarana ataonao
Jesosy ô hanangana ahy Ianao
Fa henjika sy famonoana, fiokoana
Ary lefona latsa sy rora akora e
Ny mafy maningotra aina, nozakainao
Nolovaina aminao ny taraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako,
K'izaho indray ve Tompo no handa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-DauphinVangy : 1640
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 26/04/2023 08:37
