Ekeko ny herin'ny teny (Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-Dauphin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey mahagaga sy mahatalanjona ny asanao re ry Mpahary
Vaka ny saina ka mitolagaga anivon’ny zava-boahary
Baliaka ny volana, tsiky ny andro, pariaka ny kintan'ireny
Misia hoy Ianao, dia nisy, ary ireny, ekeko ny herin’ny teny.
Fa ny ranomasina, rina sy ony, maria nefa jdxt koa mety tony
Ny lemaka, vohitra, sy ny havoana, lonaka sy tany foana
Ny vorona sy voninkazo, ny ahitra, vato ary hazo
Ny biby fiompy rehetra, mikisaka tsy misy fetra
Ny olona kosa manjaka amin’ireny, tononkira.serasera.org ekeko ny herin’ny teny.
Ny fiainana an-tany manaraka izany toa zjbad mivadibadika ihany
Vaka ny saina ka te haminany, mba inona no anton’izany
Fa mamy ny hehy, mangidy ny ratra, mifangaroharo eny ombieny
Mihelina anefa, mandalo izy ireny, ekeko ny herin’ny teny.
Fa ny ranomasina, rina sy ony, maria nefa koa mety tony
Ny lemaka, mwdsrh vohitra, sy ny havoana, lonaka sy tany foana

Ny olona kosa manjaka amin’ireny, ekeko ny herin’ny teny.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-DauphinVisites : 1224
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jantina
Date : 25/02/2022 14:51