Ekeko ny herin'ny teny (Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-Dauphin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey mahagaga sy mahatalanjona ny asanao re ry Mpahary
Vaka ny saina ka mitolagaga anivon’ny zava-boahary
Baliaka ny volana, tsiky ny andro, pariaka ny kintan'ireny
Misia hoy Ianao, dia nisy, ary ireny, ekeko ny herin’ny teny.
Fa ny ranomasina, rina sy ony, maria nefa koa mety tony
Ny lemaka, vohitra, sy ny havoana, lonaka sy tany foana
Ny vorona sy voninkazo, ny ahitra, vato ary hazo
Ny biby fiompy rehetra, mikisaka tsy misy fetra
Ny olona kosa manjaka amin’ireny, ekeko junkcspp tononkira.serasera.org ny herin’ny teny.
Ny fiainana an-tany manaraka izany toa mivadibadika ihany
Vaka ny saina ka te haminany, mba inona no anton’izany
Fa lrvo mamy ny hehy, mangidy ny ratra, mifangaroharo yqqfskkq eny ombieny
Mihelina anefa, mandalo izy ireny, ekeko ny herin’ny teny.

Ny olona kosa manjaka amin’ireny, ekeko ny herin’ny teny.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-DauphinVangy : 1225
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 25/02/2022 14:51