Mpivahiny Ihany (Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°)Mpivahiny ihany re tononkira.serasera.org aho eto
mpivahiny iqcbhyrt manam-podiana
Mpivahiny ihany re ka misento
Trotraky ny fahoriana

ref:
Mbola lavitra re ry Raiko ô
'Zato lalan-janakao
ka tohano tsy hirona Raiko ô
mba ho mendrika ny lapanao

2°)Tsy mba eto akory re no fonenako
Na dia ahok hoe nahabe ahy aza aty
'Ty tany ity aza vxpmk ô
Tsy mba eto akory re no fonenako
Fa ary ankoatra tsy hita ary.


Mpamorona sy mpandrindra ny feo : RAHARISOA Lucie (FELAMBOLANA)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina
Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MiiSaotra
Daty : 18/09/2026 11:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044