Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina

Hampiditra sary Nampiditra MiiSaotra
14 ora lasa
Hiran'i Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina 1 Jereo eto
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Ny Groupe AKON'NY FAMINDRAMPO Ambohimanarina dia groupe Chorale Evanzelika iray mivondrona sy mihira ny hira ara-pilazantsara ho entina hidera an'i Jehovah mandrakizay, izay tarihin'i Ramatoa RAHARISOA Lucie, na i Felambolana, mpamoron-kira nandrtra ny 50 taona mahery. Ny hira "Mpivahiny ihany" izay hira hamantarana azy kokoa ho an'ireo Chorale marobe izay efa niara-niasa taminy

Hevitra momba an'i Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina (1)

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119