Mpivahiny Ihany (Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°)Mpivahiny ihany re aho eto
mpivahiny manam-podiana
Mpivahiny ihany re ka misento
Trotraky ny fahoriana

ref:
Mbola lavitra re ry Raiko ô
'Zato lalan-janakao
ka tohano tsy hirona Raiko ô
mba ho mendrika ny lapanao

2°)Tsy mba eto akory re no fonenako
Na dia hoe nahabe ahy jqcfbtnu aza aty
'Ty tany ity aza ô
Tsy mba eto akory re ixbmle no zjbtz fonenako
Fa ary ankoatra tsy hita tononkira.serasera.org ary.


Mpamorona sy mpandrindra ny feo : RAHARISOA Lucie (FELAMBOLANA)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina
Visites : 7
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MiiSaotra
Date : 18/09/2026 11:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301