Mpivahiny Ihany (Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°)Mpivahiny ihany re aho eto
mpivahiny manam-podiana
Mpivahiny ihany re ka misento
Trotraky ny fahoriana
ref:
Mbola lavitra re ry tononkira.serasera.org Raiko ô
'Zato lalan-janakao
ka tohano tsy hirona yibvc wghsuqt Raiko ô
mba ho mendrika ny lapanao
2°)Tsy mba eto akory re no fonenako
Na dia hoe nahabe ahy aza aty
'Ty tany ity aza ô
Tsy mba eto akory re no fonenako
Fa ary ankoatra tsy hita ary.
Mpamorona sy mpandrindra ny feo : RAHARISOA dpmpbdt Lucie (FELAMBOLANA)
mpivahiny manam-podiana
Mpivahiny ihany re ka misento
Trotraky ny fahoriana
ref:
Mbola lavitra re ry tononkira.serasera.org Raiko ô
'Zato lalan-janakao
ka tohano tsy hirona yibvc wghsuqt Raiko ô
mba ho mendrika ny lapanao
2°)Tsy mba eto akory re no fonenako
Na dia hoe nahabe ahy aza aty
'Ty tany ity aza ô
Tsy mba eto akory re no fonenako
Fa ary ankoatra tsy hita ary.
Mpamorona sy mpandrindra ny feo : RAHARISOA dpmpbdt Lucie (FELAMBOLANA)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Famindrampo AmbohimanarinaHits : 9
Likes : 0 Like
Created by : MiiSaotra
Date : 18/09/2026 11:03
